TIAVA NY NAMANAO (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa ny ho soa xcck Azonao
Raha ianao ihany no fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio fa misy ilay jkazzcgy didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Inona moa ny ho soa Azonao
Raha ianao tononkira.serasera.org ihany no fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio fa misy ilay didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Fa nanafatra i Jesoa ny fahavalo ihany koa
Dia mila tiavina amin’ny Fo
Tsy ho vitan’ny herinao mandehana angatao
Ny fanahy wmvuw masina anampy anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.SA.FIVangy : 912
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : paulramanantsoa
Daty : 09/07/2022 20:11