TIAVA NY NAMANAO (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa ny otdjdkjh ho tononkira.serasera.org soa Azonao
Raha ianao ihany no fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio fa misy ilay didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Inona moa ny ho soa Azonao
Raha ianao ihany no ktrtxtaj fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio fa misy ilay didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Fa nanafatra i Jesoa ny fahavalo ihany koa
Dia mila tiavina amin’ny ylykmp Fo
Tsy ho vitan’ny herinao mandehana angatao
Ny fanahy masina anampy anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.SA.FIVisites : 938
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : paulramanantsoa
Date : 09/07/2022 20:11