Sambatra (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ijlydb Na dia tsinontsinona aho
Miantso rloan ahy foana Ianao
Ity foko ratsy ity
Notoloranao fitia
Indro nohavaozinao
Nomenao toetra vaovao
Mba ho namana akaiky anao
Tompo gmhtrp ô ny fitiavanao
Dia ny hamonjy izao tontolo izao
Ka natsotranao ny tananao
Sambatra izay manana anao
Sambatra izay mandray anao tononkira.serasera.org
Miantso rloan ahy foana Ianao
Ity foko ratsy ity
Notoloranao fitia
Indro nohavaozinao
Nomenao toetra vaovao
Mba ho namana akaiky anao
Tompo gmhtrp ô ny fitiavanao
Dia ny hamonjy izao tontolo izao
Ka natsotranao ny tananao
Sambatra izay manana anao
Sambatra izay mandray anao tononkira.serasera.org
--------
Lien:
