Sambatra (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tsinontsinona ahoMiantso ahy foana Ianao
Ity foko ratsy ity
Notoloranao fitia
Indro nohavaozinao
Nomenao toetra vaovao
Mba ho namana akaiky anao
Tompo ô ny fitiavanao
Dia ny hamonjy izao tontolo izao
Ka natsotranao ny tananao
Sambatra izay manana anao
Sambatra izay mandray anao
--------
Link: