You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

NOHO (A.SA.FI)

Noho reo heloka nandrendrika
Noho ny otako nanototra
No nanoloranao ho anay ny Zanakao
No nanoloranao ho famonjena anay

Fiv: Novahanao ny fatoranay
Ka notonenao ny alahelonay
Noho ireo rehetr'ireo akambatononkira.serasera.orgno ny feo
Hiventso ny Antema ny hiram-pamonjena
Haleloia dera ho Anao Jesoa
Mm mm mm mm...

Noho ny olonao voahozona
Noho ny gadrany tsy afany
No nampidinanao ho anay ny zanakao
No nampidinanao ho famonjena anay

Fiv: Novahanao...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 652
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tinofenohasina
Tamin'ny : 06/11/2017 09:20:11
ID : 10119

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo