Ora iray sarobidy (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra izao ora izao
Fa handraisanay anao
Vao nifoha maraina aho
Dia izao no tao an-doha
N'y hihaona aminao e! Faniriako.
Ny handray anao ry Jesoa mamiko
Iriko izao mba ho to
Nefa re fantatrao ny fahotako
Mitalaho
Avelao ireo raha dqpkhzws sitrakao
Efa tsindrian-daona aho ry Jesoa
ry Jesoa
ny hiombona indray aminao
kanefa diovy ny fanahy sy ny fo
Ho mendrika tononkira.serasera.org anao tokoa
Nefa re fantatrao ny fahotako
Mitalaho
Avelao ireo raha sitrakao
O mba raiso aho Jesoa xajuh o
Fa mavesatra loatra ireo ditrako
Tompo ô mamindrà ptxmevrk fo
Neniko ireo vitako
Sambatra aho
Fa namindra fo tamiko ianao.
Fa handraisanay anao
Vao nifoha maraina aho
Dia izao no tao an-doha
N'y hihaona aminao e! Faniriako.
Ny handray anao ry Jesoa mamiko
Iriko izao mba ho to
Nefa re fantatrao ny fahotako
Mitalaho
Avelao ireo raha dqpkhzws sitrakao
Efa tsindrian-daona aho ry Jesoa
ry Jesoa
ny hiombona indray aminao
kanefa diovy ny fanahy sy ny fo
Ho mendrika tononkira.serasera.org anao tokoa
Nefa re fantatrao ny fahotako
Mitalaho
Avelao ireo raha sitrakao
O mba raiso aho Jesoa xajuh o
Fa mavesatra loatra ireo ditrako
Tompo ô mamindrà ptxmevrk fo
Neniko ireo vitako
Sambatra aho
Fa namindra fo tamiko ianao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 938
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 16/10/2019 07:21
