FITIA TSISY TAMBINY (ACCAPELLA) (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIlazako vaovao ianao, ô henoy aho.
Vaovao mahafaly no hokaloiko- eto izao.
O sokafy ny fonao
Ka valio izao antso izao
F’ilay tena tia anao
Tsy hcrkx lavitra.

Boum
Ouh ouh ouh ouh
Ouh ouh ouh ouh

Izy,  fitia tena fatratra
Ilay  te-na la-fa-tra
Tonga ho ahy sy ho anao
Sy Izao tontolo izao  (oh oh oh)
Ooh ooh ooh ooh
Izy, ilay  be famindrampo
Mikatsaka izay  mahasoa anao
Nahafoy ny ainy ho anao    
Fitia tsisy tambiny oh qjthz tononkira.serasera.org oh oh
Fitia tsisy tambiny

Ouh ouh ouh ouh ouh ouh (x2)

Ho fanavotana ahy sy ianao no nihaviany
Ilay tompon’izao zava-drehetra izao
Hanova izao tontolo izao izay tena rava
Nirahin’izy Ray ny zanany tokana
Tokana

Refrain

‘lay fitiavany tsy ho levona mandrakizay
ilay nampanantena  fahasambarana
Raha mino ianao sy mahatoky marina
Anio di’ anio ny fiainanao hanjary ho vao
Vaovao
Refrain
Izy, klzztnj  fitia tena fatratra….
……
Oh oh oh Fitia tsisy tambiny (x4)

Dia izay ilay vaovao, voarainao ve ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihira
Visites : 719
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 29/01/2024 21:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311