Tsy handao anao aho fa ho namanao (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina ny aleha
‘Zay ratsam-po tsisy hoatr’izao.
Tsy mba nampoizina fa mafy anie.
Mitomany sisa azo atao.
Jehovah anefa miahy
Izy lehibe noho ny foko
Raha izy no ialofako,tsisy hampanahy.
Tsy ho lavo aho,tsy mba hitoloko.
          
Tsy foiny izaho sy ianao
Na manan-talenta na cpkn hoe tsy mahay.
Raha misy mitalaho, ’ndao mba hanao hoatr’azy indray

Ref:   Ianao eo foana tsy manary ahy ‘zany
         Na dia hoe mangidy fa tsy hoe mamy ihany.
         Ary ianao,rehefa sendra ankaso ,raha latsa-dranomaso,
         dia ‘zaho tsy handao anao,fa ho namanao.

Ianao raha malahelo
reraka tsy misy antenaina.
Ireo ady mafy izay tsy tantinao
dia hiarahan-tsika zakaina.
        
Jehovah no hampitraka,
Hositraniny ianao ,hotsaboiny ireo fery.
‘Zaho vhobqh koa ho sandrinao,hanome tanana,hampahery.

Ref:   Ianao eo foana tsy manary ahy ‘zany
         Na dia hoe mangidy fa tononkira.serasera.org tsy hoe mamy ihany.
         Ary ianao,rehefa sendra ankaso ,raha latsa-dranomaso,
         dia ‘zaho tsy handao anao,fa ho namanao.          
          
         Ianao eo foana tsy manary ahy ‘zany
         Na kxwqrxe dia hoe mangidy fa tsy hoe mamy ihany.
         Ary ianao,rehefa sendra ankaso ,raha latsa-dranomaso,
         dia ‘zaho tsy handao anao,fa ho namanao.
    
   JWBroadcasting February 2019

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316