Tia anao foana (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mba nitady ianao, Fo mba hiantra sy hiaro, Toa fo vato indray no hitanao.
Nefa kosa at? misy namana maro
Vonona ny hampionona anao.
Dia ’zay fitiavana izay hitohy mandrakizay.
(Ref)Tia, tia anao foana
Jehovah ka aza kivy, Fitiavana Izy.
Tia, tia anao foana Izahay namanao,
Tsy hahafoy, tsy handao. Izahay tia anao,
Tia anao foana.
2. Raha toa mafy loatra izay onjan’ny tany,
Ka toa mila tsy ho zaka intsony,
’Lay fanantenana mbola zarao hatrany,
Fa Jehovah eo hampitony.
Izay fitiavana izay hitohy mandrakizay.
(Ref) Tia, tia anao foana
Jehovah ka aza kivy, Fitiavana Izy.
Tia, tia anao foana Izahay namanao,
Tsy hahafoy, tsy handao. Izahay tia anao.
Tia, tia anao foana
Jehovah ka aza kivy, Fitiavana Izy.
Tia, tia anao foana Izahay namanao,
Tsy hahafoy, tsy handao. Izahay tia anao,
Tia anao foana…(ououou)
…Tia anao foana, (ououou)
Tia anao foana.
JWconvention 2019
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 920
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 25/09/2019 22:37