Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahavariana anay ny asanao (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
L: Miara-miaiky isika soa fa eo ilay Fanjakana.
Mampianatra ny marina ,mampita fahalalana.
“Ilay mpanompo” notendrena hikarakara antsika,
Eo koa ‘reo mpiandry tsara toetra, izay miahy fa tsy masiaka.
V:Mahafaly anay rehetra ireo fivoriambe.
Raha oharina amin’ny hatrizay,mihatsara be ange.
Dia mihofana izahay mba ho mpampianatra mahay
Satria eo ireo fivoriana manampy gwlj foana anay.
Ref : Mahavariana anay ny asan’ny Fanjakanao
Ka efa tsy handrinay
‘zay mbola hitranga ao amin’ny tontolo vaovao.
fvornspd Mitombo ny finoanay satria nahalala Anao.
L: Ianao tena tianay ka manompo Anao ‘zahay.
Dia ilay fitiavana ao am-po tsy ho lefy mandrakizay.
Mpiara-miasa aminao sady omenao fiadanan-tsaina.
Hatoronao ‘zay mahasoa hoe “’zao no fomba fiaina”.
V: Ireo hira kosa mikalo izay mba avgcdh ventsom-po
Ny fotoam-pivavahana indray mitondra soa.
Ary isika rehetra na dia samy hafa fihaviana
Dia miavaka ,mifankatia satria fianakaviana.

Mitombo ny finoanay satria tononkira.serasera.org nahalala Anao.
JWBroadcasting July2017

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 893
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 11/09/2019 11:04