Iray ihany (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Aaiieee)... Ity tontolo ity,tsisy miray saina ,
Ka n’aiza n’aiza aleha, tsisy ho hantenaina (aaiieee)
Mitady fanovana sy fitoviana,
Fa isika kosa mahay miray hina.
Tsy maintsy ho voasedra àry ianao.
Raha tsy anisan’izao tontolo izao.
Ref: ‘Zay tia, ‘zay tia dia tsara toetra koa
‘Zay tia dia mitory amin’ny fo
Dia tia, ’reo namanao eran-tany
‘Zay rehetra manompo an’i Jehovah dia iray ihany.
( aieieieieee*2)
Na samy hafa aza isika,tsy mifankahalala
dia efa mifampiantso hoe”rahalahy malala”.
Mitady hamoy fo ny maro an’isa.
Fa ‘sika manantena ‘lay paradisa. (aiiee aiieee*2)
Na dia voasedra anefa ianao.
dia tsy anisan’izao tontolo izao
Ref: ‘Zay tia, ‘zay tia dia tsara toetra koa
‘Zay tia dia mitory amin’ny fo
Dia tia, ‘reo namanao eran-tany
‘Zay rehetra manompo an’i Jehovah dia iray ihany.
( iray ihany).( aieieieieee*3)
Koa hatanjaho ny finoanao.
Mba tsy ho anisan’izao tontolo izao
Ref: ‘Zay tia, ‘zay tia dia tsara toetra koa,
‘Zay tia dia mitory amin’ny fo,
Dia tia, ‘reo namanao eran-tany
‘Zay rehetra manompo an’i Jehovah ...
( aieieieieee*3)
Dia tia, dia tia sy tsara toetra koa,
‘Zay tia dia mitory amin’ny fo
Dia tia, ‘reo namanao eran-tany.
‘Zay rehetra manompo an’i Jehovah dia iray ihany.
( aie aie aie aieee*3)
( aie aie aie aieee) iray ihany.
iray ihany.. .( aie aie aie aieee)
iray ihany.. .( aie aie aie aieee)
iray ihany.. .( aie aie aie aieee)
JWBroadcasting March 2019
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 913
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 20/05/2019 10:18