‘Ho toy ny Renirano ny Fiadananao’ (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy mora ny manjo, mampitomany.
Raha hoe tsy tononkira.serasera.org hanahy, duoqjwyf toa sarotra izany;
Tebiteby foana vao mifoha.
Fa mivavaha, atrakao ny loha.
(FIVERENANA)
Fa ho toy ny renirano
Ny fiadanan-tsainao,
Hamelombelona aina
Toy ny andon’ny maraina, ka tsy hanahy intsony.
Ianao ’nie tsy mba hafoiny, hampiany mba ho tony.
2.Resaho ’zay ao ipydtpb am-ponao rehetra.
Jehovah mihaino foana, tsy mba misy fetra.
Dia izy hiambina ny fo sy saina,
Fa tiany ianao, karakarainy.

Dia ho toy ny renirano

knphren
Aprily 2024

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 469
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 25/04/2024 17:27