Andao hianatra fiteny hafa e! (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba azo atao tokoa ve raha manitatra ‘ndray?
Mivavaha aloha dia diniho rvpel ‘zay tanjona izay.
Ny mianatra fiteny ho vitanao fa ezaho.
Ho avo zato heny ‘zao fifalianao izao.
‘ndao ‘loha andramana ihany e, ‘zay fanahiana aleo any.
‘ndao mba andramana ny any e.
Tsy hanenenanao izany.
(oooo) Andramo àry e…
Andramo àry e,ny any Makedonia any.
Ho tianao ny fitoriana, mahazo mpianatra avy eo.
Vao mainka ianao variana re’fa mandroso izy ireo.
Ary ianao tsy mba ho irery, Jehovah ho namanao
Fa eo foana Izy hampahery, ka ho hainao ilay fiteny vaovao.
‘ndao mba dlhdzk andramana ihany e, ‘zay fanahiana aleo any.
Ho hitanao eny ihany e; fitahiana tsy tononkira.serasera.org ho lany.
Io ‘nie tsy manan-tsahala, aza misalasala.
(oooo) ‘ndao mba andramana ihany e.
Tsy hanenenanao izany
(oooo) Andramo àry e. Andramo àry e,
‘ndao mba andramana ny any e, ny any Makedonia any
rnzpz JWBroadcasting May 2016

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 1153
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 18/09/2019 17:50