Ampy ahy (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org Andriamanitro! misaotra tced anao ny fanahiko
noho ny asa maro nataonao tamiko
Fa ianao no niaro ahy
Ianao no niambina ahy
Tsy ho votorotoron'ny ratsy fanahy
Fiv: Misaotra anao aho
Misaotra anao tompo
Noho ny soa lehibe natolotrao
Ny nanomezanao ny zanakao
Ho famonjena anay
Koa raiso
Ny saotra Dera
Fa lehibe noho ny cizsgy lanitra ny famindramponao
ka ampy ahy
Ampy ahy ianao
Ry Andriamanitro! misaotra anao ny fanahiko
Fa nitantana ahy
Tamin'ny ady mahamay
Koa raha izao,
Dia ny famindrampo no hitokiako
Koa faly aho amin'ny famonjenao
Fiv: Misaotra anao aho
mgonn ................................
................
Dia ny hiranao no hiraiko
Hiderako maharitra
Fa satria ampy ahy
Ampy ahy ianao
Ah ...... Ah....... Ah..... Ah......
Ampy ahy, Ampy ahy Ianao
noho ny asa maro nataonao tamiko
Fa ianao no niaro ahy
Ianao no niambina ahy
Tsy ho votorotoron'ny ratsy fanahy
Fiv: Misaotra anao aho
Misaotra anao tompo
Noho ny soa lehibe natolotrao
Ny nanomezanao ny zanakao
Ho famonjena anay
Koa raiso
Ny saotra Dera
Fa lehibe noho ny cizsgy lanitra ny famindramponao
ka ampy ahy
Ampy ahy ianao
Ry Andriamanitro! misaotra anao ny fanahiko
Fa nitantana ahy
Tamin'ny ady mahamay
Koa raha izao,
Dia ny famindrampo no hitokiako
Koa faly aho amin'ny famonjenao
Fiv: Misaotra anao aho
mgonn ................................
................
Dia ny hiranao no hiraiko
Hiderako maharitra
Fa satria ampy ahy
Ampy ahy ianao
Ah ...... Ah....... Ah..... Ah......
Ampy ahy, Ampy ahy Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 1852
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rukbat16
Date : 25/01/2015 14:53
