Ampy ahy (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Andriamanitro! misaotra anao ny fanahiko
noho ny asa maro nataonao tamiko
Fa ianao no niaro ahy
Ianao no niambina ahy
Tsy ho votorotoron'ny ratsy fanahy

Fiv: Misaotra anao aho
       Misaotra anao tompo
    hvjjwi    Noho ny soa lehibe natolotrao
  tononkira.serasera.org       Ny nanomezanao ny zanakao
  mdirekq      Ho famonjena anay
       Koa raiso
       Ny saotra Dera
       Fa lehibe noho ny lanitra ny famindramponao
       ka ampy ahy
       Ampy ahy ianao

Ry Andriamanitro! misaotra anao ny vrwfldr fanahiko
Fa nitantana ahy
Tamin'ny ady mahamay
Koa raha izao,
Dia ny famindrampo no hitokiako
Koa faly aho amin'ny famonjenao

Fiv: Misaotra anao aho
      ................................
      ................

Dia ny hiranao no hiraiko
Hiderako maharitra
Fa satria ampy ahy
Ampy ahy ianao

     Ah ...... Ah....... Ah..... Ah......

Ampy ahy, Ampy ahy Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Hits : 1854
Likes : 1 Like
Created by : rukbat16
Date : 25/01/2015 14:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496