Ho andefimandriko (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tara-pahazavana,
tsy haiko rarana ilay fisianao avy lavitra seehc miadam-pamindra fa sarobidy ho ahy
Toa manome hafanana,
Toa aead tononkalo voakaly sy tsara rindra, tsy foiko afindra ilay fitiavako anao
Mandoro ato anatiko, ka hila tsy ho tantiko,
lay fitiavako anao izay anatiko ao
tiako ho ren'izao tontolo izao
Ho andefimandriko mandritra ny androko
Ianao tsy ho atakalo ianao ilay tsy fanary
Fa tena babonao aho.
Na ora vitsy monja aza no hiarahako aminao
Ho araraotiko satria ny fitiavanao tsy mba roa aman-tany,
Mety hisy ny loza,
Fa tsy ataoko hahasakana satria mamy loatra ny fitia sy ny hafaliana izay asehonao tononkira.serasera.org ahy.

lay fitiavako anao 'zay ao anatiko tiako ho ren'izao tontolo izao,
Ho andefimandriko, mandritra ny androko
Ianao tsy ho atakalo ianao ilay tsy fanary, jpabnote fa tena babonao aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 3907
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsirifara
Daty : 11/09/2023 14:11