Ho andefimandriko (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tara-pahazavana,
tsy haiko rarana ilay fisianao avy lavitra miadam-pamindra fa sarobidy ho ahy
Toa manome hafanana,
Toa tononkalo voakaly sy tsara rindra, tsy foiko afindra ilay fitiavako anao
Mandoro ato anatiko, ka hila tsy ho tantiko,
lay fitiavako anao izay anatiko ao
tiako ho ren'izao tontolo izao
Ho andefimandriko mandritra ny androko
Ianao tsy ho atakalo ianao ilay tsy fanary
Fa tena babonao aho.
Na ora vitsy monja aza vkucldh no hiarahako aminao
Ho araraotiko satria ny fitiavanao zyhlghq tsy mba roa aman-tany,
Mety hisy tononkira.serasera.org axcctd ny loza,
Fa tsy ataoko hahasakana satria mamy loatra ny fitia sy ny hafaliana izay asehonao ahy.

lay fitiavako anao 'zay ao anatiko tiako ho ren'izao tontolo izao,
Ho andefimandriko, mandritra ny androko
Ianao tsy ho atakalo ianao ilay tsy fanary, fa tena babonao aho.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 3730
Likes : 1 Like
Created by : tsirifara
Date : 11/09/2023 14:11