Ampidiro aloha ny tenimiafina
TIAVO, HAJAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mahantra an-tany ianao
No mbola tsy andova hnwi ny lanitra ve?
Tsy tononkira.serasera.org an-tany, tsy an-danitra hatramin’izao
Minia tsy manaja an’Andriamanitra re!
Aza atao hoe tsy mba tian’Andriamanitra ianao satria ambany
Ianao eny, ianao no anton’izany
Sitrkao ny hotahiany nefa lavinao izay mba handidiany
Koa tiavo, hajao ny Tomponao
Efa mpanjakan’ ny tany ianao
Ka tsy mila izay lova any an-danitra ve?
Matoky fa manankery tsy mandao
Minia tsy manaja an’Andriamanitra re!
Mba tsarovy fa vahiny mbola hody sady hotsaraina ianao
Na tsara eny na ratsy izay natao
Raha sitrakao ny handova, aza lavinao izay mmba handidiany
Koa tiavo, hajao ny Tomponao
Aza sondriana mibanjina tany
Fa tsy mahasoa ny tsy homban’i Jesoa
Ny eto anie fandalovana ihany
Tsy mety mateza fa tsy maintsy ho lo
Fa katsaho aloha ny xtltz fanjakan’Andriamanitra
Izay no teny hanampy anao e! ny kdzujxxy zava-drehatra
Na talenta na fahaizana na aina mora fongana ireny
Jesoa aina, fahaizana, haren-tsy voafetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1178
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14