TANANA KELY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanana kely iray, Tompo masina o, tkupiyqj no voafidinao
Ilay tanàna ahatongavanao hanavotanao Izao tontolo izao vipp
Lay tanan’efa resy tory,
Tsy mba ztwu nihevitra anao akory
Nefa ianao indro fa nankao mba hitondra famonjena
Tao Betlehema tao,
Tompo masina o
No voafidinao
Tanana kely iray Tompo masina o no voafidinao
Ilay tanàna ahatongavanao hanavotanao Izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Lay tanan’efa resy tory,
Tsy mba nihevitra anao akory
Nefa ianao indro fa nankao mba hitondra famonjena
Tao Betlehema tao,
Tompo masina o
No voafidinao
Mifohaza ianao mba handray ny Tompo,
Betlehema kely o
Fa voninahitrao izao
Ka na bitika sy kely aza ianao, dia mifalia
Fa efa nofidiany mba handray ilay Mesia
Fa efa nofidiana mba handray ilay Mesia
Tanana Masina o! Aza sondrian-tory
Fa indro ny famonjena mirotsaka ao aminao
Ry Betlehema Kely , Ry Betlehema Kely
O mifohaza ianao , mba handray ny Tomponao
Ka aza sondrian-tory intsony re, hatramin’izao
Betlehema , Betlehema
Tonga ilay Mesia mpanavotr’anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1369
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14