NY ANTSONAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô ! tsaroako ny hadisoako
Ray ô ! Nataoko teo imasonao
Ny tononkira.serasera.org adalana 'zay tsy foiko
Nandavako ny antsonao
Manomboka zbjwlcu ankehitriny
Ny foko omeko Anao
Sasao madio tsy hisy tsiny
Ho mendrika Anao
Ny androko sisa rehetra
Apetrako an-tananao
Ny androko sisa manontolo
Ray ô ! Dia hanompoako Anao
Tsy avelako ho bobongolo
Ho valin'ny antsonao
Manomboka kziwl ankehitriny
Ny foko omeko Anao
Sasao madio tsy hisy tsiny
Ho mendrika Anao
Ny androko sisa rehetra
Apetrako izhdkfor an-tananao
Ray ô ! Nataoko teo imasonao
Ny tononkira.serasera.org adalana 'zay tsy foiko
Nandavako ny antsonao
Manomboka zbjwlcu ankehitriny
Ny foko omeko Anao
Sasao madio tsy hisy tsiny
Ho mendrika Anao
Ny androko sisa rehetra
Apetrako an-tananao
Ny androko sisa manontolo
Ray ô ! Dia hanompoako Anao
Tsy avelako ho bobongolo
Ho valin'ny antsonao
Manomboka kziwl ankehitriny
Ny foko omeko Anao
Sasao madio tsy hisy tsiny
Ho mendrika Anao
Ny androko sisa rehetra
Apetrako izhdkfor an-tananao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 694
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 01/02/2020 08:41
