MIAMBENA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miambena ry Tanora,
Maro anie ireo mpanakora
Banjino ‘zato ho avinao,
F’aza variana milalao
Ref. gvtwonxp :
Tanora vonona tokoa,
Ho vavolombelon’I Jesoa
N’aiza n’aiza no haleha
Tanora miambina no re
Miambena, ngxmpn miambena,
Ry tanora miarena
Maro anie ireo sahisahy,
Miareta tory mivavaha
Miambena ry tanora,
Ny ady anie ka tsy mba mora
Asehoy fa tononkira.serasera.org aminao fssh Jesoa,
Dia ho azonao ny valisoa
Maro anie ireo mpanakora
Banjino ‘zato ho avinao,
F’aza variana milalao
Ref. gvtwonxp :
Tanora vonona tokoa,
Ho vavolombelon’I Jesoa
N’aiza n’aiza no haleha
Tanora miambina no re
Miambena, ngxmpn miambena,
Ry tanora miarena
Maro anie ireo sahisahy,
Miareta tory mivavaha
Miambena ry tanora,
Ny ady anie ka tsy mba mora
Asehoy fa tononkira.serasera.org aminao fssh Jesoa,
Dia ho azonao ny valisoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11
