IANAO RY NOELY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko ianao ry Noely amin’ity indray mandeha ity
(Ianao ry Noely,ianao ry Noely, ilazako faniriana pqpx amin’ity indray mandeha ity)
Ho bmclrwqr Noely hafa kely noho izay fahitako tety
(Ka izao no faniriko enga anie ianao ho hafa nohon’izay fahitako,fahitako tety)
Solo1:
Tsy hisy intsony raph ny mahantra
Kanefa maro ny be harena
Ny voin’ny hafa hatao fiantra
Ny hafa anie ho toy ny tena
Choeur1:
Tsy hisy intsony ny mahantra
Nefa maro ny manan-karena
Voin-kavan-fiantra
Ny hafa anie ho toy ny tena
Solo2:
Hitsahatra eo ny vono namana
Noho ny nodiny izao sy izao
Samy liana,liam-piadanana
Hanorina fianam-baovao
Choeur2:
O! Avela famonoana
Satria mavo na mainty na mena
Samy liana,samy liana
Fiadanam-piainam-baovao
Solo3:
Hifarana eo ny ranomaso
Nalatsak’ady etsy sy eroa
Hotapitr’eo koa ny andraso andraso
Hiaina,hiainan-tsambatra avokoa
Choeur3:
Hofafana ranomaso
Noho ny ady,ny ady etsy sy eroa
Tapitr’eo ny andraso
Hiaina,hiainan-tsambatra tononkira.serasera.org avokoa
(Ianao ry Noely,ianao ry Noely, ilazako faniriana pqpx amin’ity indray mandeha ity)
Ho bmclrwqr Noely hafa kely noho izay fahitako tety
(Ka izao no faniriko enga anie ianao ho hafa nohon’izay fahitako,fahitako tety)
Solo1:
Tsy hisy intsony raph ny mahantra
Kanefa maro ny be harena
Ny voin’ny hafa hatao fiantra
Ny hafa anie ho toy ny tena
Choeur1:
Tsy hisy intsony ny mahantra
Nefa maro ny manan-karena
Voin-kavan-fiantra
Ny hafa anie ho toy ny tena
Solo2:
Hitsahatra eo ny vono namana
Noho ny nodiny izao sy izao
Samy liana,liam-piadanana
Hanorina fianam-baovao
Choeur2:
O! Avela famonoana
Satria mavo na mainty na mena
Samy liana,samy liana
Fiadanam-piainam-baovao
Solo3:
Hifarana eo ny ranomaso
Nalatsak’ady etsy sy eroa
Hotapitr’eo koa ny andraso andraso
Hiaina,hiainan-tsambatra avokoa
Choeur3:
Hofafana ranomaso
Noho ny ady,ny ady etsy sy eroa
Tapitr’eo ny andraso
Hiaina,hiainan-tsambatra tononkira.serasera.org avokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 2844
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
