Ô MIDERA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô miderà, mankalàza an’I Jehovah (Ambarao)
Fa gfmw lehibe tokoa ny fitiavany
Fa lehibe (tokoa) ny fitiavana natolony
Ny famindram-po, fiantrana koa no nentiny hoe ety (an-tany)
Ô miderà, mankalàza an’I Jehovah (Ambarao)
Fa lehibe tokoa ny fitiavany
Fa lehibe (tokoa) ny fitiavana natolony
Miderà (Azy) f’Izy mpanavotra
Ny fahorian-tsy hay toherina (no manjohy)
Ny fiainako (ny fiainako) hilofika (nefa ianao)
Tompo (ry Tompo) Jeso
Ianao nanolotra (ny) aina (sy ny) hery (ary) fo fanahy vaovao
Ka tafatsangana ho velona indray
Ny hery ny fitiavana (izay nasehony)
Nasehony mba handresena ny manjo
Izay nitantana tsy hosolafaka izay rehetra mino marina
(Ry Jeso) he mahagaga (anay)
He mahagaga (anay)
(Ny fitiavanao mahagaga anay)
Ny fitiavanao mahery re
Fo mitaraina (Aminao) nomenao aina
(Ny ddnwa fitiavanao mahagaga anay)
Ny fitiavanao mahery re
Ka tafatsangana ho velona indray
Koa asandrato tononkira.serasera.org izany feo fihobiana (Azy hanako)
Hanakoako re eran-tany izao
Ny dera, laza no mendrika Azy
Miderà (Azy) f’Izy bqwtvs mpanavotra
Ho azy ny (voninahitra)
Ankalazao (fa Mpandresy)
Ha mahagaga, mahery, mahay
IZY no ANDRIAMANITRA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 909
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 29/01/2020 23:10