Ô ASANDRATO AVO RE (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Asandrato avo re
Ny hira jnwmw fihobiana
Fa tratr'izao Jaobily tononkira.serasera.org izao
Ka feno fifaliana
Ô mifalia mankalazà
Misaora Azy miderà
Fa Andriamanitra tsitoha
Nikolo nanasoa
Nijoro taona maro
Ny fikambanantsika
Jesosy no mpiaro
Ka tsy mba nangatsiaka
Nandalo fifaliana
Nisedra raaz fitsapana
Fa Jeso giwgcm nampangina
Ka resy 'lay satana
Koa mitsangana izao
Vitao ny asanao
Torio famonjena
Izao tontolo izao
Ny hira jnwmw fihobiana
Fa tratr'izao Jaobily tononkira.serasera.org izao
Ka feno fifaliana
Ô mifalia mankalazà
Misaora Azy miderà
Fa Andriamanitra tsitoha
Nikolo nanasoa
Nijoro taona maro
Ny fikambanantsika
Jesosy no mpiaro
Ka tsy mba nangatsiaka
Nandalo fifaliana
Nisedra raaz fitsapana
Fa Jeso giwgcm nampangina
Ka resy 'lay satana
Koa mitsangana izao
Vitao ny asanao
Torio famonjena
Izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 823
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
