Tsy mendrika aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsy mendrika ny atao hoe zanakao anie aho
tsy mendrika ny hidiranao ato an-tranoko aho
tsy mendrika ny hitsimpona izay latsaka
avy amin'ny latabatrao akory rsofoop ajo
1. indro tazako ny tananao
mitsotra handray sy hisakambina ahy
koa hanatona aho
handeha tsy hiahiahy
noho ny teninao
fa tsy tononkira.serasera.org ho laviko hoy ianao
izay rehetra te hiova ho vao
izany teny izany
no manosika ahy androany
ho any aminao ihany
2. misaotra anefa noho ny teninao
izay miantso ahy handroso izao
mampanantena ahy
sy mampitraka indray
ilay uryd very hatrizay
ka hamerina ao am-bala
ireo namako misalasala
voafatotr'i satana
ka tsy mahita ipyvaxd ombana
hiverina aminao
tsy mendrika ny hidiranao ato an-tranoko aho
tsy mendrika ny hitsimpona izay latsaka
avy amin'ny latabatrao akory rsofoop ajo
1. indro tazako ny tananao
mitsotra handray sy hisakambina ahy
koa hanatona aho
handeha tsy hiahiahy
noho ny teninao
fa tsy tononkira.serasera.org ho laviko hoy ianao
izay rehetra te hiova ho vao
izany teny izany
no manosika ahy androany
ho any aminao ihany
2. misaotra anefa noho ny teninao
izay miantso ahy handroso izao
mampanantena ahy
sy mampitraka indray
ilay uryd very hatrizay
ka hamerina ao am-bala
ireo namako misalasala
voafatotr'i satana
ka tsy mahita ipyvaxd ombana
hiverina aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 218
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 07:46
