Tonga eto aho hisaotra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio avymjmfl aho tompo o
Tsy usngoobo dmgxqbiz angataka aminao aho
Fa anio aho tompo o
Tonga eto aho, hisaotra anao
Anio aho tompo o
Tsy tonga tononkira.serasera.org aho hitaraina intsony
Fa anio aho tompo o
Tonga aho hisaotra Anao
(fa tsara Ianao)

Misaotra anao aho
Misaotra anao aho
Ka anio aho
hanefa ny voadiko aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334