Tonga eto aho hisaotra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio aho tompo o
Tsy angataka aminao aho
Fa anio aho tompo o
Tonga eto aho, hisaotra anao
Anio aho tompo o
Tsy tonga aho hitaraina intsony
Fa anio aho tompo o
Tonga aho hisaotra etupa Anao
(fa peguvfk tsara Ianao)
Misaotra yfpambc tononkira.serasera.org anao aho
Misaotra anao aho
Ka anio aho
hanefa ny voadiko aminao
Tsy angataka aminao aho
Fa anio aho tompo o
Tonga eto aho, hisaotra anao
Anio aho tompo o
Tsy tonga aho hitaraina intsony
Fa anio aho tompo o
Tonga aho hisaotra etupa Anao
(fa peguvfk tsara Ianao)
Misaotra yfpambc tononkira.serasera.org anao aho
Misaotra anao aho
Ka anio aho
hanefa ny voadiko aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 08:15
