Ianao izay mandre (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. ianao izay mandre izao hira izaotsarovy fa mbola fitiavany anao
no anton'izao andro izay hahavelomanao
mahatonga anao handray fianam-pifaliana
sao ianao mihevitra fa
noho ny herinao
sao mieritreritra fa
noho ny fahaizanao
ny anton'ny fiainanao ety an-tany fa
famindram-po sy fiantrany anao
2. ianao izay mandre izao hira izao
efa nandray an'i Jesoa ho tomponao
tarovy fa ilay satana fahavalonao
mitady izay hanimbana sy handravana
sao ianao mihevitra fa
ny herinao
sao mieritreritra fa
izao hitanao izao
hitondra fifaliana
hameno ny andronao
fa hitondra fahoriana
sento lava izao
sao ianao mihevitra fa
noho ny herinao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 72
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 07/11/2025 09:00
