Hidera anao amin'ny foko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. hidera anao amin'ny foko rehetra aho
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa tsaroako ilay fitiavanao ahy
ny yvvtzbjl teninao rehetra mampahery fanahy
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hasoavanao Jesoa mamelon'aina
ka havaozinao isanandro izao
fiantrana sy fitia izay mameno anay
havaozinay indray anio tononkira.serasera.org ny voady izay
efa nekenay hanompoana anao ry ry Ray
dia ny dloncqj hanandratra sy hitory anao
hampahafantatra amin'izao tontolo izao
2. hidera anao amin'ny foko rehetra aho
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa maro be ry ray ny soa nomenao ahy
sy ny fitahiana tsy tamboko isaina
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hatsaranao tompo tsy hita ho lazaina
izao rehetra izao dia manaiky uyxokzif anao
Andriamanitra mahery tsitoha ianao
havaozinay indray...
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa tsaroako ilay fitiavanao ahy
ny yvvtzbjl teninao rehetra mampahery fanahy
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hasoavanao Jesoa mamelon'aina
ka havaozinao isanandro izao
fiantrana sy fitia izay mameno anay
havaozinay indray anio tononkira.serasera.org ny voady izay
efa nekenay hanompoana anao ry ry Ray
dia ny dloncqj hanandratra sy hitory anao
hampahafantatra amin'izao tontolo izao
2. hidera anao amin'ny foko rehetra aho
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa maro be ry ray ny soa nomenao ahy
sy ny fitahiana tsy tamboko isaina
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hatsaranao tompo tsy hita ho lazaina
izao rehetra izao dia manaiky uyxokzif anao
Andriamanitra mahery tsitoha ianao
havaozinay indray...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 202
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:09
