Hidera anao amin'ny foko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. hidera anao amin'ny foko rehetra aho
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa tsaroako prwz ilay fitiavanao ahy
ny teninao rehetra mampahery fanahy
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hasoavanao Jesoa mamelon'aina
ka havaozinao isanandro izao
fiantrana sy fitia izay mameno anay
havaozinay indray anio ny voady izay
efa nekenay hanompoana anao ry ry Ray
dia ny hanandratra sy hitory anao
hampahafantatra amin'izao tontolo izao
2. hidera anao amin'ny foko rehetra aho
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa maro be ljcxhjif ry ray ny soa nomenao ahy
sy ny fitahiana tsy tamboko isaina
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hatsaranao vulvk tompo tsy hita ho lazaina
izao tononkira.serasera.org rehetra izao dia manaiky anao
Andriamanitra mahery tsitoha ianao
havaozinay indray...
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa tsaroako prwz ilay fitiavanao ahy
ny teninao rehetra mampahery fanahy
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hasoavanao Jesoa mamelon'aina
ka havaozinao isanandro izao
fiantrana sy fitia izay mameno anay
havaozinay indray anio ny voady izay
efa nekenay hanompoana anao ry ry Ray
dia ny hanandratra sy hitory anao
hampahafantatra amin'izao tontolo izao
2. hidera anao amin'ny foko rehetra aho
sy hankalaza ny anaranao mahagaga
fa maro be ljcxhjif ry ray ny soa nomenao ahy
sy ny fitahiana tsy tamboko isaina
lehibe tsy ho haiko ho tantaraina
ny hatsaranao vulvk tompo tsy hita ho lazaina
izao tononkira.serasera.org rehetra izao dia manaiky anao
Andriamanitra mahery tsitoha ianao
havaozinay indray...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 177
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:09
