Fanilon'ny tongotro ny teninao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fanilon'ny tongotro
sy fanazavana ny lalako
ny teninao, ny teninao
mampianatra ahy
andeha @marina
ny teninao, ny teninao

endrey Tompo o
ny hamamin'ny teninao
raha andramako, raha andramako
mihoatra noho ny tantely
ato am-bavako aza
mahavelona ahy, mampiaina ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0723