SOA IHANY (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Soa ihany fa ao ilay Ray pnnxel Tsitoha
Mitsinjo ireo izay reraka ao am-po
Ireo rehetra cbcmegmt voton-dranomaso
Sy izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa maro ireo tanora no mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny hazavana izay childuoj nampitondrana
Mitady ho fatin'ny filàna
3. Todio tononkira.serasera.org anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
Mitsinjo ireo izay reraka ao am-po
Ireo rehetra cbcmegmt voton-dranomaso
Sy izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa maro ireo tanora no mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny hazavana izay childuoj nampitondrana
Mitady ho fatin'ny filàna
3. Todio tononkira.serasera.org anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 527
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:59
