HALELOIA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô, misaotra Anao
Izahay mivory eto izao
Ka asandratray ny Anaranao
Ary koa ny ixaplo voninahitrao
Fa mahery sy Tompo tsara Ianao
Tsy mba misy toa pmbcvda Anao
Fa nanota Taminao tokoa
Nefa kosa namindranao fo
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
2. Izahay mijoro eto izao
Dia mitory ny Anaranao
Ka mangataka ny Herinao
arotsahy aty anatinay
Fa Mahery sy Tompo byol tsara Ianao
Tsy mba misy toa Anao
Fa raha miaraka Aminao 'zahay
Tsy mba misy zava-mampanahy
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao tononkira.serasera.org Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Izahay mivory eto izao
Ka asandratray ny Anaranao
Ary koa ny ixaplo voninahitrao
Fa mahery sy Tompo tsara Ianao
Tsy mba misy toa pmbcvda Anao
Fa nanota Taminao tokoa
Nefa kosa namindranao fo
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
2. Izahay mijoro eto izao
Dia mitory ny Anaranao
Ka mangataka ny Herinao
arotsahy aty anatinay
Fa Mahery sy Tompo byol tsara Ianao
Tsy mba misy toa Anao
Fa raha miaraka Aminao 'zahay
Tsy mba misy zava-mampanahy
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao tononkira.serasera.org Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 869
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:37
