HALELOIA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô, gsda misaotra Anao
Izahay mivory eto izao
Ka asandratray ny Anaranao
Ary koa ny voninahitrao
Fa ltsq mahery sy Tompo tsara Ianao
Tsy mba misy tononkira.serasera.org toa Anao
Fa nanota Taminao tokoa
Nefa kosa namindranao fo
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
2. Izahay mijoro eto izao
Dia mitory ny Anaranao
Ka mangataka dejd ny Herinao
arotsahy aty anatinay
Fa Mahery sy Tompo tsara Ianao
Tsy mba misy toa Anao
Fa raha miaraka Aminao 'zahay
Tsy mba misy zava-mampanahy
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Izahay mivory eto izao
Ka asandratray ny Anaranao
Ary koa ny voninahitrao
Fa ltsq mahery sy Tompo tsara Ianao
Tsy mba misy tononkira.serasera.org toa Anao
Fa nanota Taminao tokoa
Nefa kosa namindranao fo
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
2. Izahay mijoro eto izao
Dia mitory ny Anaranao
Ka mangataka dejd ny Herinao
arotsahy aty anatinay
Fa Mahery sy Tompo tsara Ianao
Tsy mba misy toa Anao
Fa raha miaraka Aminao 'zahay
Tsy mba misy zava-mampanahy
REF:
HALELOIA, Voninahitra anie
HALELOIA, Ho anao Mpanjaka lehibe
HALELOIA, Mankalaza Anao 'zahay
Raiso mba ho voninahitrao
Izao hira fiderana izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 905
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:37
