Raha ny vady no mivadika (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dupj tononkira.serasera.org Raha ny vady no mivadika
mamitaka ny tena
toa mandatsa sy ovbjd maneso
ny tontolo izay jerena
mamela ratra maharary
ny fitia voahosihosy
ny manadino manadino
no ataovy lakolosy
Raha tonga ny fotoana
dia ilay andro fanahiana
raha tapaka ny tady
nifatorana t@ tiana
ilay fitiavana taloha
indrisy tonga nampimalo
fa berjuabm ilay olon-tiana indrindra
no nanjary fahavalo
mamitaka ny tena
toa mandatsa sy ovbjd maneso
ny tontolo izay jerena
mamela ratra maharary
ny fitia voahosihosy
ny manadino manadino
no ataovy lakolosy
Raha tonga ny fotoana
dia ilay andro fanahiana
raha tapaka ny tady
nifatorana t@ tiana
ilay fitiavana taloha
indrisy tonga nampimalo
fa berjuabm ilay olon-tiana indrindra
no nanjary fahavalo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : OssyVisites : 4554
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lemenakely
Date : 21/06/2006 09:13
