Raha ny vady no mivadika (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny vady no mivadika
mamitaka ny tena
toa mandatsa snkt sy maneso
ny tontolo izay jerena
mamela ratra maharary
ny fitia voahosihosy
ny manadino manadino
no ataovy nlfoerbg grskmi lakolosy
Raha tonga ny fotoana
dia ilay andro fanahiana
raha tapaka ny tady
nifatorana t@ tiana
ilay fitiavana taloha
indrisy tonga nampimalo
fa ilay tononkira.serasera.org olon-tiana indrindra
no nanjary fahavalo
mamitaka ny tena
toa mandatsa snkt sy maneso
ny tontolo izay jerena
mamela ratra maharary
ny fitia voahosihosy
ny manadino manadino
no ataovy nlfoerbg grskmi lakolosy
Raha tonga ny fotoana
dia ilay andro fanahiana
raha tapaka ny tady
nifatorana t@ tiana
ilay fitiavana taloha
indrisy tonga nampimalo
fa ilay tononkira.serasera.org olon-tiana indrindra
no nanjary fahavalo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 4620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 21/06/2006 09:13
