FA SAMBATRA (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA SAMBATRA
1- Miomana ré isika reheta uzgpi izao
     Tsy ho fantatrao ilay hiantsona anao
     Miambena ka mivonona ianao
     F'efa akaiky ny andro hitsenany anao.

RF: FA SAMBATRA IZAY VOAVELA NY HELONY
   HISATROKA NY VONINAHINY
ljqve  xoptrsg HO MAIVAMAIVANA tononkira.serasera.org IREO MAVESATRA ENTANA
   RAHA MIARAKA AMIN'I KRISTY.

2- Avelao ré ireo ratsy izay fanao
     Hanavesatra ilay fitsarana anao
     Koa raiso ré hazavana nomena anao
     Hanazava ny lalana halehanao.

A/C: Razafindrakoto Jean Philibert

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 528
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ramah17
Date : 29/07/2024 18:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0601