FA SAMBATRA (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA SAMBATRA
1- Miomana ré isika reheta izao
gocxgev Tsy ho fantatrao ilay hiantsona anao
pkbrylvo Miambena ka mivonona ianao
F'efa akaiky ny andro hitsenany anao.
RF: FA SAMBATRA IZAY VOAVELA NY HELONY
HISATROKA NY VONINAHINY
HO MAIVAMAIVANA IREO MAVESATRA ENTANA
RAHA tononkira.serasera.org MIARAKA AMIN'I KRISTY.
2- Avelao ré ireo ratsy izay fanao
Hanavesatra ilay fitsarana anao
Koa raiso ré hazavana nomena anao
ktqjik Hanazava ny lalana halehanao.
A/C: Razafindrakoto Jean Philibert
1- Miomana ré isika reheta izao
gocxgev Tsy ho fantatrao ilay hiantsona anao
pkbrylvo Miambena ka mivonona ianao
F'efa akaiky ny andro hitsenany anao.
RF: FA SAMBATRA IZAY VOAVELA NY HELONY
HISATROKA NY VONINAHINY
HO MAIVAMAIVANA IREO MAVESATRA ENTANA
RAHA tononkira.serasera.org MIARAKA AMIN'I KRISTY.
2- Avelao ré ireo ratsy izay fanao
Hanavesatra ilay fitsarana anao
Koa raiso ré hazavana nomena anao
ktqjik Hanazava ny lalana halehanao.
A/C: Razafindrakoto Jean Philibert
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 554
Likes : 0 Like
Created by : ramah17
Date : 29/07/2024 18:22
