Tsaroako izao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao ny lasa sy ny fahiny
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Tsaroako izao ny lasa sy ny fahiny
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Hitalahoako ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako igpn raha azo atao
Hany iriako hiverenanao (miverena)
Amin'izay, eny, tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay sendaotra
Ka ny vokht orokoroka no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra
Hitalahoko ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Hany cmavkz iriako ny hiverenanao (miverena)
Amin'izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay sendaotra
Ka ny orokoroka no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra tononkira.serasera.org
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Tsaroako izao ny lasa sy ny fahiny
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Hitalahoako ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako igpn raha azo atao
Hany iriako hiverenanao (miverena)
Amin'izay, eny, tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay sendaotra
Ka ny vokht orokoroka no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra
Hitalahoko ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Hany cmavkz iriako ny hiverenanao (miverena)
Amin'izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay sendaotra
Ka ny orokoroka no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 4340
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:25
