Tsaroako izao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao ny lasa sy ny fahiny
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Tsaroako izao ny lasa sy ny fahiny
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Hitalahoako tononkira.serasera.org ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania xrhxac (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Hany iriako hiverenanao (miverena)
Amin'izay, eny, tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay tturqf sendaotra
Ka ny orokoroka no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra
Hitalahoko ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Hany iriako ny hiverenanao (miverena)
Amin'izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay sendaotra
Ka ny orokoroka nacyxvq no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Tsaroako izao ny lasa sy ny fahiny
'Zay nitosiako teo anilanao
Fantatro eny, tsapako ankehitriny
Fa mamy loatra ianao ry 'lay nandao
Hitalahoako tononkira.serasera.org ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania xrhxac (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Hany iriako hiverenanao (miverena)
Amin'izay, eny, tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay tturqf sendaotra
Ka ny orokoroka no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra
Hitalahoko ireo ditra hatr'izay (izay natao)
Mivalo re 'ty fo izay nania (miverena)
Ny fitarainako raha azo atao
Hany iriako ny hiverenanao (miverena)
Amin'izay eny tsy hisy intsony
Ny alahelon'ny fo 'zay sendaotra
Ka ny orokoroka nacyxvq no hampitony
Sy ho mariky ny fitia izay niloatra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 4073
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:25
