FEO MAMATONALINA (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo mamatonalina, renao ve
Renao ve, renao ve,
Sambatra ny malina, raha mandre
Raha mandre, raha mandre

Indry tamy ny Mpampakatra (ka tsenao)
mivoaha tononkira.serasera.org fa hiakatra (ianao)
Andrandrao ny masonao
ka ny Tompo no derao
Hosana, hosana, hosana

O! ry reraka ao am-po, mihainoa
Mihainoa, mihainoa
Na dia mafy ny kyxrdpd manjo, fszettpf mijoroa
Mijoroa, mijoroa

Mikaela andrian-dehibe, aronao
Aronao, aronao
Amim-pahoriam-be, hatrizao
Hatrizao, hatrizao

O! Avia Maranatà, Jesoa ijbb tia
Jesoa tia, Jesoa tia
O! ry foko miandrandrà, matokia
matokia, matokia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feo Mamatonalina
Visites : 6662
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 13/08/2020 11:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371