Ampidiro aloha ny tenimiafina
MITADIAVA AN'I JEHOVAH (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako hozaraina
Tiako hotantaraina
Tiako horesahana sy hotoriana aminao e !
Fa tsara e! Tsara e !
Andriamanitra
Efa fantatrao,
Efa henonao,
Nefa mbola tiako haverimberina aminao indray
Fa tsara e! Tsara e
Jehavah !!!
Fa tsara Izy e! tsara Izy e!
Mitadiava an'i Jehovah,
Dieny mbola akaiky Izy e!
Dieny mbola hita Izy e
Dia miantsoa ny anarany
Miantsoa an' i Jehovah
Fa malemy fanahy sy tsy miavona am-po
Izy ilay mpanome fitsaharana koa
Andriamanitro Izy e!
Ilay mpamela heloka, mpamaly vavaka,
hanasitra ahy, mpanome fitahiana, miaro ny aiko tsy ho any an-davaka e!
Andrimanitro Izy e!
Raha misy ny manjo, raha tojo fahoriana
Aza miandry ela vnsbtkcr na varimbariana,
Fa miantsoa ny anarany e!
Aza afenina azy izay npgtrtfa aretinao
raha manalavitra azy ho very anie ianao
Miantsoa ny anarany e!
Fa raha mino ianao dia ho hitanao pznctyh ny voninahiny
Raha misy mampifaly feno fitsikiana
ny vavakao nivaly, feno fitahiana
dia miantsoa ny anarany e!
Mandritra ny tontolon'ny androm-piainanao
manaova fiderana, fihiram-baovao
Miantsoa ny anarany e!
Mihaino ny vavakao anie Jehovah, marina izany e
Tena marina izany e! ho an'izay miantso ny anarany e!
Mamaly ny vavakao anie Jehovah, marina izany e!
Tena marina izany e Izay mahatoky tononkira.serasera.org ny anarany e
Mitadiava an'i Jehovah!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 930
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 01/06/2021 17:03