Ampidiro aloha ny tenimiafina
Moa ve vita fihavanana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa axmwh ve vita fihavanana
Amin'Andriamanitra ianao
Moa ve efa nibebahanao
Tamin'ny fonao ve ireo otanao.
Manatona an'Andriamanitra
Dia hanatona anao Izy
Ka ewypyohg aoka tsy hisalasala intsony
Satria tianao Jesosy.
Ela no niandrasan'i qjvejdvm Jeso
Teo ambaravaran'ny fonao
Ndrao ity no antso farany
Ka valio Izy sao tononkira.serasera.org ho very ianao. (x2)
Ny osa sy ny tsy mino anie
Manana ny anjara ratsiny
Koa raha menatra ny Tompo ianao
Izy koa sao ho menatra anao.
Tsy ny Tompo no haninona
Raha manda ny hovonjena ianao
Fa ianao no hitomany, ianao ihany
No hijaly mandrakizay.
Ela no niandrasan'i Jeso
Teo ambaravaran'ny fonao
Ndrao ity no antso farany
Ka valio Izy sao ho very ianao. (x2)
Amin'Andriamanitra ianao
Moa ve efa nibebahanao
Tamin'ny fonao ve ireo otanao.
Manatona an'Andriamanitra
Dia hanatona anao Izy
Ka ewypyohg aoka tsy hisalasala intsony
Satria tianao Jesosy.
Ela no niandrasan'i qjvejdvm Jeso
Teo ambaravaran'ny fonao
Ndrao ity no antso farany
Ka valio Izy sao tononkira.serasera.org ho very ianao. (x2)
Ny osa sy ny tsy mino anie
Manana ny anjara ratsiny
Koa raha menatra ny Tompo ianao
Izy koa sao ho menatra anao.
Tsy ny Tompo no haninona
Raha manda ny hovonjena ianao
Fa ianao no hitomany, ianao ihany
No hijaly mandrakizay.
Ela no niandrasan'i Jeso
Teo ambaravaran'ny fonao
Ndrao ity no antso farany
Ka valio Izy sao ho very ianao. (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 5568
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jantina
Date : 22/04/2021 22:44
