Jesoa tia (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa tia
Jesoa tia no mampahery ahy
Fa nataony mahatoky aho
Ka uzmmpz notendreny ho amin'ilay fanompoana
Sy mifona ho ahy tsy ho vosugnp levona finoana
Ka raha tojo fahalemena aho
Tsy hiondrika na hitalaho
Fa mihoatra lavitra tokoa noho ireny
Ny xsuu fahasoavana izay nomeny.
Fa nodioviny ny fahotana
Fanavaozana izay nigagana
No nandrakofany ny fiainako efa lasa
Noho ny ràny, ny tononkira.serasera.org otako voasasa
Ny fanompoana izay nataoko hatramin'izay
Ho voninahiny mandrakizay.
Izy no manome fiainana ho ahy
Ka tsy ho very aho mandrakizay
Tsy hisy haharombaka ahy fa eo an-tanany aho
Izy koa no velona ao anatiko ao
Novonjena mba ho masina aho
Tsy hanan-tsiny, olom-baovao
Nantsoina koa mba hanam-piainam-pandresena
Izay no atao hoe famonjena.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 1598
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nalliravahatriniarivo
Date : 27/06/2022 15:08