TOMPO Ô EKEKO TSOTR'IZAO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ekeko tsotr’izao
Ity antsonao miangavy mitalaho
Fa ny fotaky ny dqvsnt hadalako
No hitalahoanao mba hialako
Tompo ô ekeko tsotr’izao
Fa tsy fantatro akory
Fa ny fiainako rehetra dia efa ho very
Ô ry Tompo ô!
Tsy nafoinao hiosom-bovo-pahotana
Hihanahana
Ity tenako nisalasala
Tsy nafoinao ho latsaka an-davaka ka tononkira.serasera.org hitomany
Fa nekenao mab ho ggpee tianao ka narovanao hatrany hatrany
Feno hafaliana ty foko fa manana Anao
Be fitia tsy mahafoy
Fa manoro raha toa tsy mahay
Fa raha tsy noho izay Fitiavanao ahy izay angamba
Dia efa hgtmnxzv ho very aho dia efa very aho
Dia efa very aho hatr’izay!
Tompo ô ekeko tsotr’izao........
Ny mpitory

--------
Rohy: