Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO Ô EKEKO TSOTR'IZAO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ekeko tsotr’izao
Ity antsonao miangavy mitalaho
Fa ny ogqyt fotaky ny hadalako
No hitalahoanao mba hialako
Tompo ô ekeko tsotr’izao
Fa tsy fantatro akory tononkira.serasera.org
Fa ny fiainako rehetra dia efa ho very
Ô ry Tompo ô!
Tsy nafoinao hiosom-bovo-pahotana
Hihanahana
Ity tenako nisalasala
Tsy cuofcv nafoinao ho latsaka an-davaka ka hitomany
Fa nekenao mab ho tianao ka narovanao hatrany hatrany
Feno hafaliana ty foko fa manana Anao
Be fitia tsy mahafoy
Fa manoro raha toa tsy mahay
Fa raha tsy noho izay Fitiavanao ahy izay angamba
Dia efa ho very rjooehw aho dia efa very aho
Dia efa very aho hatr’izay!
Tompo ô ekeko tsotr’izao........
Ny mpitory

--------
Link: