TSY MISY TAHAKA ITY (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Ray Tsitoha fa mahasoa any tokoa ny manompo Anao eZahay zao mahatsiro tena sambatra natsoinao mba ho irakao
Sady mpiara-miasa Aminao
Tsy voavidinay ny famonjena lehibe izay natolotrao e
‘zahay zao ravoravo, ny feo ataonay avo
Satrinay hamerina hihira foana hoe e!
Tsisy tahaka ity, tsy misy tahaka ity
Tsy misy tahaka ny manompo Anao Jesoa Kristy
Tsy misy tahaka ity o! o! tsisy tahaka ity
Maika mahafinaritra tokoa ny miara-dia
Tsisy tahaka ity, tsy misy tahaka ity
Tsy misy tahaka ny manompo Anao Jesoa Kristy
Tsy misy tahaka ity o! o! tsisy tahaka ity
Santatra ilay fiderana atao ankoatra ary
Mivavaka Aminao ho anay rehetra izay mitory ny filazantsara e!
Ho ten tsapanay fa izahay anie dia tena mananjara
Lasa mpiara-miasa Aminao
Tsy voasanda vola ireo talenta sesehena natolotrao e!
(o! o!o!o!) Tehirizo hijoro tsara ka tsy ho very anjara
Mifaly amin’ny fanompoana ka hihira toa anay hoe :
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIALY RAKOTOMAMONJYVisites : 1443
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35