Lapa soa re (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lapa soa re
Ny lanitra re ry Tompo ê !ê !
Tahio kwca tononkira.serasera.org re
Tahionao re, arovinao re ‘zahay
Mba ho any

Indray andro any
Raha tonga rqai ny fotoana
Vohay vohay
Izany lanitrao fa tomany kmjxux aho
Tompo ô !

Manantena izahay f’indray andro any
Hahita Anao
‘Zany lanitrao mba honenako
Mandrakizay

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:02)
Ny Lanitra no tanjona
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306