Antso (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ts'isy fiadanana sy fahasambarana
Ho an'ny ratsy fanahy
Amin'ny androm-piainany
Izay rehetra alehany, na izay mba saininy
Feno haratsiana
Ts'isy fiadanam-po
Ry namako ô, ambarako anao
Ny akoabpt antson'i Tompo anio
F'izy irery ihany no afaka hampiadana ny fona
Dia ho lavitra tokoa, ireo aneu sorisorinao
Ho paradisa vaovao ny fiainanao
Raha mbola mankasitraka ota foana ianao, ety
Na mijoro vatc ho fahavalon'ireo sakaiza tia
Tsy ho azonao ilay fahasambarana
Izay nomeny,
Anio, miantso anao Jesoa
Indro ho avy ny andro hoy Jehovah Tompo
Izay hatraran'ny mpiasa tany ny mpijinja
Ho lavinao ve, ilay antson'i tononkira.serasera.org Jesoa miangavy isanandro
Tsy sitrany ny hahavery anao
Ka hitaraina hikikiana hiantsoantso hoe : vonjeo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1948
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 10/08/2017 14:47