ILAY MESIA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana lehibe nomen'ny Ray
Nafoiny ho antsika ny zanany 'lay Mesia
Tonga hamonjy plweapv tononkira.serasera.org ahy sy ianao no niaviany
Hobio hifalio ny famonjeny
Ref: 'lay Mesia, Jesoa Kristy, mpamonjy tia, nietry tety
Raiso izao ao am-ponao fa tiany ianao
Ilay Mesia (nirahin'ny Ray)
Mba hamonjy (hamonjy ahy)
Ahy sy ianao tsy foiny ianao tena tiany ianao
Fitiavana lehibe nomen'ny Ray
Nafoiny ho antsika ny zanany 'lay Mesia
Tonga hamonjy ahy sy ianao gtpbfxu no niaviany
Hanadio ny fonao sy ny fanahinao
Ôôô.......
Voninahitra ho any @ avo indrindra
Ôôô.......
Fiadanana ho an'ny olony Amen czog
Nafoiny ho antsika ny zanany 'lay Mesia
Tonga hamonjy plweapv tononkira.serasera.org ahy sy ianao no niaviany
Hobio hifalio ny famonjeny
Ref: 'lay Mesia, Jesoa Kristy, mpamonjy tia, nietry tety
Raiso izao ao am-ponao fa tiany ianao
Ilay Mesia (nirahin'ny Ray)
Mba hamonjy (hamonjy ahy)
Ahy sy ianao tsy foiny ianao tena tiany ianao
Fitiavana lehibe nomen'ny Ray
Nafoiny ho antsika ny zanany 'lay Mesia
Tonga hamonjy ahy sy ianao gtpbfxu no niaviany
Hanadio ny fonao sy ny fanahinao
Ôôô.......
Voninahitra ho any @ avo indrindra
Ôôô.......
Fiadanana ho an'ny olony Amen czog
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 761
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 29/11/2022 19:21
